tanana fotsiny no nanaovako veloma.
ohatriny isanadro
ohatrany ny hoe mbola hifankahita.
noho ny fitiavana,tsy hoe ho very
raha ho tanteraka ny faniriako.
de hitsiky eo am'pijerena kitana,
haniry mba ho eto foana aho.....
ref:te ho lanitra aho,
hanaronako ny fijalianao
f'isakin'ny mitraka aho
de tiako ho reha ao anaiko aho
fa tsy hirery aho...
amelao toerana ao am-ponao.
mbola faly ihany aho
mipetraka aty amin'ny tsisy anao.
fantatro fa tsisy
azoko atao afatsy ny mivavaka ho anao....
ref:........
mety ho renao ve ny feoko,
hilazako ny efa tato am-poko
(2x)
ref:.....
by:MIRADO again...
MIRADO ah....stp corect mw si....eeeuuuhh...I'm wrong 'cause I'm not really good en Malagasy...OK?


